2 Mpanjaka 25:22 MG1865

22 Fa ny amin'ny olona izay sisa tany amin'ny tanin'ny Joda, izay navelan'i Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, dia Gedalia, zanak'i Ahikama, zanak'i Safana, no notendreny ho mpanapaka azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:22 amin'ny teny manodidina.