2 Mpanjaka 25:3 MG1865

3 Ary tamin'ny andro fahasivy tamin'ny volana fahefatra dia mafy ny mosary tao an-tanàna, fa tsy nisy hanina ho an'ny olona tompon-tany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:3 amin'ny teny manodidina.