7 Ary ny zanakalahin'i Zedekia dia novonoiny teo imason-drainy, ary ny mason'i Zedekia kosa nopotsiriny, dia nafatony tamin'ny gadra varahina izy ka nentiny nankany Babylona.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25
Jereo 2 Mpanjaka 25:7 amin'ny teny manodidina.