2 Mpanjaka 25:9 MG1865

9 ka nandoro ny tranon'i Jehovah sy ny tranon'ny mpanjaka mbamin'ny trano rehetra tany Jerosalema: ny trano lehibe rehetra dia nodorany tamin'ny afo avokoa.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 25

Jereo 2 Mpanjaka 25:9 amin'ny teny manodidina.