2 Mpanjaka 3:12 MG1865

12 Ary hoy Josafata: Ao amin'izy io tokoa ny tenin'i Jehovah. Dia nidina nankany amin'i Elisa ny mpanjakan'ny Isiraely sy Josafata ary ny mpanjakan'i Edoma.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 3

Jereo 2 Mpanjaka 3:12 amin'ny teny manodidina.