2 Mpanjaka 3:14 MG1865

14 Dia hoy Elisa: Raha velona koa Jehovah, Tompon'ny maro, Izay itsanganako eo anatrehany, raha tsy noho ny fanajako an'i Josafata, mpanjakan'ny Joda, dia tsy hanatrika anao na hijery anao akory aho.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 3

Jereo 2 Mpanjaka 3:14 amin'ny teny manodidina.