2 Mpanjaka 3:20 MG1865

20 Ary nony maraina, tokony ho tamin'ny fotoana fanaterana ny fanatitra, dia, indro, nisy rano tokoa tonga avy tamin'ny lalana mankany Edoma, ka feno rano ny tany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 3

Jereo 2 Mpanjaka 3:20 amin'ny teny manodidina.