2 Mpanjaka 3:24 MG1865

24 Kanjo nony efa tonga teo an-tobin'ny Isiraely izy, dia nitsangana ny Isiraely ka namely ny Moabita, dia nandositra teo anoloany ireo; fa ny Isiraely niditra hatrany amin'ny tanin'ny Moabita ka mbola namely azy ihany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 3

Jereo 2 Mpanjaka 3:24 amin'ny teny manodidina.