2 Mpanjaka 3:26 MG1865

26 Ary rehefa hitan'ny mpanjakan'i Moaba fa tsy tohany ny ady, dia nitondra fiton-jato lahy nahay sabatra nomba azy izy mba hanivakivaka hitsin'ny mpanjakan'i Edoma; nefa tsy afaka izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 3

Jereo 2 Mpanjaka 3:26 amin'ny teny manodidina.