2 Mpanjaka 3:4 MG1865

4 Ary Mesa, mpanjakan'i Moaba, nanana ondry betsaka; ary nandoa hetra ho an'ny mpanjakan'ny Isiraely izy, dia zanak'ondry iray hetsy sy ny volon'ondrilahy iray hetsy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 3

Jereo 2 Mpanjaka 3:4 amin'ny teny manodidina.