2 Mpanjaka 4:10 MG1865

10 Masìna ianao, andeha isika hanao efi-trano kely ambony rihana; ary hasiantsika fandriana sy latabatra sy seza ary fanaovan-jiro ho azy ao; ary raha tonga eto amintsika izy, dia ao no hipetraka.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:10 amin'ny teny manodidina.