2 Mpanjaka 4:22 MG1865

22 Ary niantso ny vadiny izy ka nanao hoe: Masìna ianao, asaovy misy zatovo anankiray mankaty amiko mitondra borikivavy anankiray, fa handeha faingana ho any amin'ny lehilahin'Andriamanitra aho, dia hiverina indray.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:22 amin'ny teny manodidina.