2 Mpanjaka 4:30 MG1865

30 Ary hoy ny renin'ny zazalahy: Raha velona koa Jehovah, ary raha velona koa ny ainao, dia tsy hiala aminao mihitsy aho. Ary ilay lehilahin'Andriamanitra nitsangana ka nanaraka azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:30 amin'ny teny manodidina.