2 Mpanjaka 4:34 MG1865

34 Ary niakatra izy ka nandry niampatra tambonin'ny zazalahy, ka ny vavany nataony tamin'ny vavany, ary ny masony tamin'ny masony, ary ny tànany tamin'ny tànany, ka dia nafana ny tenan'ny zazalahy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:34 amin'ny teny manodidina.