2 Mpanjaka 4:37 MG1865

37 Dia niditra ravehivavy ka niantoraka tamin'ny tongony sady niankohoka tamin'ny tany, dia nandray ny zanany izy ka lasa nivoaka.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:37 amin'ny teny manodidina.