2 Mpanjaka 4:43 MG1865

43 Fa hoy kosa ny mpanompony: Hataoko ahoana no fametraka ity eo anoloan'ny zato lahy? Ary hoy indray Elisa: Omeo ihany ny olona hohaniny; fa izao no lazain'i Jehovah: Hihinana izy, ary mbola hisy sisa tsy lany.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 4

Jereo 2 Mpanjaka 4:43 amin'ny teny manodidina.