11 Fa tezitra Namàna, dia lasa ka nanao hoe: Indro, nataoko fa hivoaka hankatỳ amiko mihitsy izy ka hitsangana ary hiantso ny anaran'i Jehovah Andriamaniny sady hanevaheva ny tànany eo ambonin'ny aretina ka hahasitrana ny boka.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 5
Jereo 2 Mpanjaka 5:11 amin'ny teny manodidina.