2 Mpanjaka 5:13 MG1865

13 Dia nanatona ny mpanompony ka niteny taminy hoe: Ry ikaky ô, na dia zavatra lehibe aza no nasain'ny mpaminany ho nataonao, moa tsy mba ho nataonao va izany? koa mainka va, raha hoy izy aminao: Mandroa, dia hadio ianao?

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 5

Jereo 2 Mpanjaka 5:13 amin'ny teny manodidina.