2 Mpanjaka 5:23 MG1865

23 Ary hoy Namàna: Aoka handray talenta roa ianao. Ary nanery azy izy sady namehy talenta volafotsy roa tao anaty kitapo roa mbamin'ny fitafiana indroa miova, ka nampitondrainy ny zatovony roa lahy izany; ary nitondra izany teo alohany ireo.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 5

Jereo 2 Mpanjaka 5:23 amin'ny teny manodidina.