25 Fa Gehazy kosa niditra ka nitsangana teo anatrehan'ny tompony. Ary hoy Elisa taminy: Avy taiza ianao, ry Gehazy? Dia hoy izy: Tsy avy taiza tsy avy taiza ny mpanomponao.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 5
Jereo 2 Mpanjaka 5:25 amin'ny teny manodidina.