2 Mpanjaka 6:26 MG1865

26 Ary raha nitsangantsangana teny ambonin'ny manda ny mpanjakan'ny Isiraely, dia nisy vehivavy nitaraina taminy hoe: Vonjeo aho, ry mpanjaka tompoko.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 6

Jereo 2 Mpanjaka 6:26 amin'ny teny manodidina.