28 Ary hoy koa ny mpanjaka taminy: Inona ary no alahelonao? Ary ravehivavy namaly hoe: Hoy ity vehivavy ity tamiko: Aiza ny zanakao hohanintsika anio, ary ny zanako kosa hohanintsika rahampitso.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 6
Jereo 2 Mpanjaka 6:28 amin'ny teny manodidina.