30 Ary nony nandre ny tenin-dravehivavy ny mpanjaka, dia nandriatra ny fitafiany; ary nitsangantsangana teny ambonin'ny manda izy, ka hitan'ny olona fa, indro lamba fisaonana no nataony manolo-koditra.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 6
Jereo 2 Mpanjaka 6:30 amin'ny teny manodidina.