2 Mpanjaka 7:8 MG1865

8 Ary rehefa tonga teny an-tsisin'ny toby ireo boka ireo, dia niditra tao amin'ny lay anankiray Izy ka nihinana sy nisotro, dia naka volafotsy sy volamena ary fitafiana, dia nandeha ka nanafina izany; ary nandeha indray izy ka niditra tao amin'ny lay anankiray koa sady naka avy tao, dia nandeha ka nanafina izany koa.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 7

Jereo 2 Mpanjaka 7:8 amin'ny teny manodidina.