2 Mpanjaka 8:10 MG1865

10 Ary hoy Elisa taminy: Mandehana, ka lazao aminy hoe: Eny, ho sitrana tokoa ianao. Kanefa Jehovah efa naneho ahy fa ho faty tokoa izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 8

Jereo 2 Mpanjaka 8:10 amin'ny teny manodidina.