2 Mpanjaka 8:16 MG1865

16 Ary tamin'ny taona fahadimy nanjakan'i Jorama, zanak'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, no vao nanjakan'i Jehorama, zanak'i Josafata, mpanjakan'ny Joda, tamin'ny nanjakan'i Josafata tany Joda.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 8

Jereo 2 Mpanjaka 8:16 amin'ny teny manodidina.