2 Mpanjaka 8:18 MG1865

18 Ary nandeha tamin'ny lalan'ny mpanjakan'ny Isiraely izy, dia tahaka ny nataon'ny taranak'i Ahaba, fa ny zanakavavin'i Ahaba no vadiny, eny, nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 8

Jereo 2 Mpanjaka 8:18 amin'ny teny manodidina.