2 Mpanjaka 8:2 MG1865

2 Dia niainga ravehivavy ka nanao araka ny tenin'ilay lehilahin'Andriamanitra; eny, lasa izy sy ny ankohonany ka nivahiny fito taona tany amin'ny tanin'ny Filistina.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 8

Jereo 2 Mpanjaka 8:2 amin'ny teny manodidina.