2 Mpanjaka 8:27 MG1865

27 Ary nandeha tamin'ny lalan'ny taranak'i Ahaba izy, ka nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah tahaka ny nataon'ny taranak'i Ahaba, fa vinanton'ny taranak'i Ahaba ihany izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 8

Jereo 2 Mpanjaka 8:27 amin'ny teny manodidina.