2 Mpanjaka 8:4 MG1865

4 Ary ny mpanjaka niteny tamin'i Gehazy, zatovon'ny lehilahin'Andriamanitra, hoe: Masìna ianao, lazao amiko izay zava-dehibe rehetra nataon'i Elisa.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 8

Jereo 2 Mpanjaka 8:4 amin'ny teny manodidina.