2 Mpanjaka 8:6 MG1865

6 Ary nony nanontanian'ny mpanjaka ravehivavy, dia nilaza. Ary dia notendren'ny mpanjaka ny tandapa anankiray ka nomeny teny hoe: Avereno izay azy rehetra, ary onero ny vokatry ny taniny rehetra hatramin'ny andro nialany tamin'ny tany ka mandraka ankehitriny.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 8

Jereo 2 Mpanjaka 8:6 amin'ny teny manodidina.