2 Mpanjaka 8:8 MG1865

8 Dia hoy ny mpanjaka tamin'i Hazaela: Mitondrà fanomezana eny an-tananao, ka mandehana, mitsenà ilay lehilahin'Andriamanitra, ary manontania izay tenin'i Jehovah aminy ka ataovy hoe: Ho sitrana ihany va aho amin'izao aretiko izao?

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 8

Jereo 2 Mpanjaka 8:8 amin'ny teny manodidina.