20 Ary ny mpitily nilaza indray hoe: Tonga teny aminy koa iny, fa tsy niverina; ary ny fampiriotrany dia hoatra ny fampiriotran'i Jeho, zanak'i Nimsy; fa mampiriotra hoatra ny olona adala izy.
Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9
Jereo 2 Mpanjaka 9:20 amin'ny teny manodidina.