2 Mpanjaka 9:24 MG1865

24 Ary nohenjanin'i Jeho mafy ny tsipìka teny an-tànany, dia nitifitra an'i Jorama izy ka nahavoa azy teo anelanelan'ny sorony, ary ny zana-tsipìka niboroaka tamin'ny fony, ka dia nampianjera azy tao anatin'ny kalesiny.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:24 amin'ny teny manodidina.