2 Mpanjaka 9:26 MG1865

26 Efa hitako tokoa omaly ny ran'i Nabota sy ny ran'ny zanany, hoy Jehovah, ary Izaho hamaly anao eto amin'ity tany ity, hoy Jehovah. Koa betao izy, ka atsipazo amin'io tany io araka ny tenin'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:26 amin'ny teny manodidina.