2 Mpanjaka 9:28 MG1865

28 Ary ny mpanompony nitondra azy tamin'ny kalesiny ho any Jerosalema ka nandevina azy tao am-pasany ao amin'ny razany tao an-tanànan'i Davida.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:28 amin'ny teny manodidina.