2 Mpanjaka 9:3 MG1865

3 ary raiso ny tavoara feno diloilo, ka aidino amin'ny lohany, dia lazao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Efa nanosotra anao ho mpanjakan'ny Isiraely Aho. Dia vohay ny varavarana, ka mandosira, fa aza mijanona.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:3 amin'ny teny manodidina.