2 Mpanjaka 9:30 MG1865

30 Dia tonga tany Jezirela Jeho; ary nony nandre izany Jezebela, dia nohosorany loko mainty ny masony, sady noravahany ny lohany, dia nitsidika teo am-baravarankely izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:30 amin'ny teny manodidina.