2 Mpanjaka 9:32 MG1865

32 Ary niandrandra ny varavaran-kely Jeho ka nanao hoe: Iza aminareo ireo no momba ahy? Iza? Ary nisy tandapa roa na telo teo nitsirika azy.

Vakio ny toko manontolo 2 Mpanjaka 9

Jereo 2 Mpanjaka 9:32 amin'ny teny manodidina.