2 Samoela 1:2 MG1865

2 Ary tamin'ny andro fahatelo, indro, nisy lehilahy iray tonga avy tany amin'ny miaramilan'i Saoly, triatra ny akanjony sady nihosin-tany ny lohany; ary rehefa tonga teo amin'i Davida izy, dia niankohoka tamin'ny tany ka nitsaoka.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 1

Jereo 2 Samoela 1:2 amin'ny teny manodidina.