2 Samoela 1:20 MG1865

20 Aza ambaranareo any Gata izany, Aza torinareo ho fifaliana any an-dalamben'i Askelona. Fandrao mifaly ny zanakavavin'ny Filistina. Fandrao miravoravo ny zanakavavin'ny tsy mifora.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 1

Jereo 2 Samoela 1:20 amin'ny teny manodidina.