2 Samoela 1:26 MG1865

26 Ory noho ny aminao aho, ry Jonatana rahalahiko; nahafinaritra ahy indrindra ianao; nahagaga ny fitiavanao ahy mihoatra noho ny fitiavan'ny vehivavy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 1

Jereo 2 Samoela 1:26 amin'ny teny manodidina.