2 Samoela 10:17 MG1865

17 Ary nony nambara tamin'i Davida izany, dia nampamory ny Isiraely rehetra izy ka lasa nita an'i Jordana, dia tonga tany Helama. Ary nilahatra ny Syriana hiady amin'i Davida, ka dia rafitra ny ady.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 10

Jereo 2 Samoela 10:17 amin'ny teny manodidina.