2 Samoela 11:8 MG1865

8 Ary hoy Davida tamin'i Oria: Andeha ary mody, ka sasao ny tongotrao. Ary Oria niala tao an-tranon'ny mpanjaka, ary dia nampanarahina nahandro avy tao amin'ny mpanjaka izy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 11

Jereo 2 Samoela 11:8 amin'ny teny manodidina.