1 Ary Jehovah naniraka an'i Natana hankao amin'i Davida. Ary dia tonga tao aminy izy ka nanao taminy hoe: Nisy olona roa lahy tao an-tanàna anankiray, ny iray manan-karena, ary ny iray malahelo.
Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 12
Jereo 2 Samoela 12:1 amin'ny teny manodidina.