2 Samoela 12:14 MG1865

14 Nefa noho ny nampitenenanao ratsy ny fahavalon'i Jehovah amin'izany zavatra izany dia ho faty tokoa ny zaza izay haterakao.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 12

Jereo 2 Samoela 12:14 amin'ny teny manodidina.