2 Samoela 12:31 MG1865

31 Ary dia navoakany koa ny olona teo ka nataony teo amin'ny tsofa sy ny fangao-by lehibe ary ny famaky vy, ary nataony tao anatin'ny fandoroam-biriky; toy izany no nataony tamin'ny tanànan'ny taranak'i Amona rehetra. Ary Davida sy ny vahoaka rehetra dia niverina nankany Jerosalema.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 12

Jereo 2 Samoela 12:31 amin'ny teny manodidina.