2 Samoela 12:4 MG1865

4 Ary nisy vahiny tonga tao amin'ilay manan-karena, nefa ny ondriny aman'osiny sy ny ombiny notsitsiny ka tsy nangalany hatao nahandro ho an'ilay vahiny tonga tao aminy; fa ny zanak'ondry vavin'ilay malahelo kosa no nalainy, ka dia nataony nahandro ho an'ilay olona tonga tao aminy.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 12

Jereo 2 Samoela 12:4 amin'ny teny manodidina.