2 Samoela 12:7 MG1865

7 Dia hoy Natana tamin'i Davida: Hianao no izy. Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Izaho nanosotra anao ho mpanjakan'ny Isiraely ka namonjy anao ho afaka tamin'ny tànan'i Saoly;

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 12

Jereo 2 Samoela 12:7 amin'ny teny manodidina.