2 Samoela 13:10 MG1865

10 Ary hoy Amnona tamin'i Tamara: Ento atỳ amin'ny efi-trano ny nahandro hihinanako ny avy eny an-tananao. Dia nalain'i Tamara ny mofo nataony ka nentiny tao amin'ny efi-trano tao amin'i Amnona anadahiny.

Vakio ny toko manontolo 2 Samoela 13

Jereo 2 Samoela 13:10 amin'ny teny manodidina.